Estera 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny Jiosy tao Sosana* kosa nifamory tamin’ny andro faha-13+ sy faha-14.+ Nitsahatra izy ireo tamin’ny andro faha-15, ary nataony andro fety sy hifalifaliana io andro io.
18 Ny Jiosy tao Sosana* kosa nifamory tamin’ny andro faha-13+ sy faha-14.+ Nitsahatra izy ireo tamin’ny andro faha-15, ary nataony andro fety sy hifalifaliana io andro io.