Estera 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa nanao tetika handripahana ny Jiosy+ mantsy i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy rehetra. Efa nampanao Pora+—na Antsapaka—koa izy mba hahatonga azy ireo hisahotaka sy ho ripaka. Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Efa nanao tetika handripahana ny Jiosy+ mantsy i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy rehetra. Efa nampanao Pora+—na Antsapaka—koa izy mba hahatonga azy ireo hisahotaka sy ho ripaka.