Estera 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa tonga teo anatrehan’ny mpanjaka anefa i Estera, dia namoaka an’izao didy natao an-tsoratra izao ny mpanjaka:+ “Hivaly amin’i* Hamana anie ilay tetika saika hamelezany ny Jiosy!”+ Dia nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy sy ny zanany lahy.+
25 Rehefa tonga teo anatrehan’ny mpanjaka anefa i Estera, dia namoaka an’izao didy natao an-tsoratra izao ny mpanjaka:+ “Hivaly amin’i* Hamana anie ilay tetika saika hamelezany ny Jiosy!”+ Dia nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy sy ny zanany lahy.+