-
Estera 9:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia nampiasa ny fahefana feno nomena azy i Estera vadin’ny mpanjaka, zanak’i Abihaila, sy Mordekay Jiosy, ka nanoratra taratasy faharoa mba hanamafisana ny momba ny Porima.
-