-
Estera 9:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nohamafisina tao fa tokony hankalaza ny Porima amin’ny fotoana efa nifanarahana ny Jiosy rehetra, araka ny tenin’i Mordekay Jiosy sy Estera vadin’ny mpanjaka tamin’izy ireo.+ Efa nanaiky koa ny Jiosy hoe tsy maintsy hanao an’izany izy sy ny taranany,+ sady hifady hanina+ sy hitalaho amin’Andriamanitra.+
-