Estera 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Mordekay Jiosy mantsy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny rehetra izy, ary nohajain’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, sady nitady izay hahasoa* ny taranak’izy ireo rehetra.
3 I Mordekay Jiosy mantsy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny rehetra izy, ary nohajain’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, sady nitady izay hahasoa* ny taranak’izy ireo rehetra.