-
Joba 3:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Enga anie ho maizina izany andro izany!
Tsy hiraharaha an’izany anie ilay Andriamanitra any ambony any,
Ary tsy hisy hazavana hamiratra anie amin’izany!
-