Joba 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Enga anie haka azy indray ny haizim-pito!* Hisy rahona mitatao anie eo aminy, Ary hampihorohoro azy anie izay rehetra manamaizina ny andro!
5 Enga anie haka azy indray ny haizim-pito!* Hisy rahona mitatao anie eo aminy, Ary hampihorohoro azy anie izay rehetra manamaizina ny andro!