Joba 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Handrombaka an’izany alina izany anie ny haizina mikitroka.+Enga anie izy tsy hiara-mifaly amin’ireo andro ao anatin’ny taona,Sady tsy hisaina ho isan’ireo volana!
6 Handrombaka an’izany alina izany anie ny haizina mikitroka.+Enga anie izy tsy hiara-mifaly amin’ireo andro ao anatin’ny taona,Sady tsy hisaina ho isan’ireo volana!