Joba 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkan’ilay Mahery Indrindra,Ary ny poizina avy amin’izany no sotroiko.+Milahatra hamely ahy ny horohoro avy amin’Andriamanitra.
4 Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkan’ilay Mahery Indrindra,Ary ny poizina avy amin’izany no sotroiko.+Milahatra hamely ahy ny horohoro avy amin’Andriamanitra.