Joba 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na manana ny rariny aza aho, dia hilaza ahy ho meloka ihany ny vavako;Na tsy mivadika mihitsy* aza aho, dia hilaza ahy ho meloka* izy. Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:20 Fandalinana, Boky 2,
20 Na manana ny rariny aza aho, dia hilaza ahy ho meloka ihany ny vavako;Na tsy mivadika mihitsy* aza aho, dia hilaza ahy ho meloka* izy.