Joba 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy azo aorina intsony izay noravany;+Tsy misy mahasokatra an’izay nohidiany.