Joba 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny tenim-pahendrena lazainareo,* dia ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona.Ny fiarovan-tenanareo* dia malemy hoatran’ny manda tanimanga. Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Ny tenim-pahendrena lazainareo,* dia ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona.Ny fiarovan-tenanareo* dia malemy hoatran’ny manda tanimanga.