Joba 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy manantena ny ho tafavoaka avy ao anaty haizina izy;+Voatokana hovonoina amin’ny sabatra izy.