Joba 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nilamina ny fiainako, nefa nopotehiny.+Noraisiny tamin’ny hatoko aho dia natontany ka torotoro,Ary nokendreny tamin’ny zana-tsipìkany.
12 Nilamina ny fiainako, nefa nopotehiny.+Noraisiny tamin’ny hatoko aho dia natontany ka torotoro,Ary nokendreny tamin’ny zana-tsipìkany.