Joba 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Impiry moa no mba maty ny jiron’ny ratsy fanahy?+ Impiry moa no mba misy loza manjo azy? Ary impiry moa Andriamanitra no mba mandringana azy rehefa tezitra?
17 Impiry moa no mba maty ny jiron’ny ratsy fanahy?+ Impiry moa no mba misy loza manjo azy? Ary impiry moa Andriamanitra no mba mandringana azy rehefa tezitra?