Joba 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mitaraindraina ao an-tanàna ny olona miala aina;Miantso vonjy ny olona maratra mafy efa ho faty,+Nefa tsy mampaninona an’Andriamanitra izany.*
12 Mitaraindraina ao an-tanàna ny olona miala aina;Miantso vonjy ny olona maratra mafy efa ho faty,+Nefa tsy mampaninona an’Andriamanitra izany.*