Joba 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hampiasa ny heriny Andriamanitra* mba handringanana ny matanjaka.Na dia mety hoe hisandratra aza izy ireo, dia tsy azon’izy ireo antoka hoe ho velona izy ireo.
22 Hampiasa ny heriny Andriamanitra* mba handringanana ny matanjaka.Na dia mety hoe hisandratra aza izy ireo, dia tsy azon’izy ireo antoka hoe ho velona izy ireo.