Joba 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manaintaina toy ny voatrobaka* ny taolako, amin’ny alina;+Manaikitra ahy tsy an-kijanona ny fanaintainana.+
17 Manaintaina toy ny voatrobaka* ny taolako, amin’ny alina;+Manaikitra ahy tsy an-kijanona ny fanaintainana.+