Joba 30:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mandehandeha amin’alahelo+ aho; tsy misy andro mihiratra. Mitsangana eo anivon’ny olona mivory aho ka miantso vonjy.
28 Mandehandeha amin’alahelo+ aho; tsy misy andro mihiratra. Mitsangana eo anivon’ny olona mivory aho ka miantso vonjy.