-
Joba 34:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Tokony hamaly soa anao araka izay mety aminao ve izy, nefa ianao aza tsy manaiky ny didim-pitsarany?
Ianao no manapa-kevitra, fa tsy izaho.
Koa lazao ahy izay tena fantatrao.
-