Joba 37:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrao ve hoe ahoana no ifehezan’Andriamanitra* ny rahona,Ary ahoana no ataony mba hahatonga ny tselatra hanazava eny amin’ny rahona?
15 Fantatrao ve hoe ahoana no ifehezan’Andriamanitra* ny rahona,Ary ahoana no ataony mba hahatonga ny tselatra hanazava eny amin’ny rahona?