Joba 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tokony hisy mpanakiana hifandahatra amin’ilay Mahery Indrindra ve?+ Aoka hamaly ilay te hananatra an’Andriamanitra.”+ Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:2 Fandalinana, Boky 1,
2 “Tokony hisy mpanakiana hifandahatra amin’ilay Mahery Indrindra ve?+ Aoka hamaly ilay te hananatra an’Andriamanitra.”+