Joba 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia namaly an’i Joba avy tao anaty tafio-drivotra+ i Jehovah, ka niteny hoe: