-
Joba 42:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tsy nisy vehivavy tsara tarehy hoatran’ny zanakavavin’i Joba tao amin’ilay tany manontolo. Ary nomen-drainy lova niaraka tamin’ny anadahiny izy ireo.
-