Salamo 77:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+ Nasehonao an’ireo firenena ny tanjakao.+