Ohabolana 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitondra soa ny fanirian’ny olo-marina,+Fa mampahatezitra kosa ny zavatra antenain’ny ratsy fanahy.
23 Mitondra soa ny fanirian’ny olo-marina,+Fa mampahatezitra kosa ny zavatra antenain’ny ratsy fanahy.