Ohabolana 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hisambo-drivotra izay mampidi-kizo* ny ankohonany,+Ary ho mpanompon’izay manana fo hendry ny tsisy saina. Ohabolana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:29 w02 15/7 31; yp 43 Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:29 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2002, p. 31
29 Hisambo-drivotra izay mampidi-kizo* ny ankohonany,+Ary ho mpanompon’izay manana fo hendry ny tsisy saina.