Ohabolana 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mitandrina tsara ny hendry ka miala amin’ny ratsy,Fa ny adala kosa tsy miraharaha mihitsy* sady matoky tena loatra. Ohabolana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:16 mrt lahatsoratra 39; w05 15/7 19 Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2005, p. 19
16 Mitandrina tsara ny hendry ka miala amin’ny ratsy,Fa ny adala kosa tsy miraharaha mihitsy* sady matoky tena loatra.