Ohabolana 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy ho diso lalana ve izay mitetika ny hanao ratsy? Izay tapa-kevitra hanao ny tsara kosa ho tian’ny olona foana sady tsy hivadihany.+ Ohabolana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:22 w05 15/7 20 Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:22 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2005, p. 20
22 Tsy ho diso lalana ve izay mitetika ny hanao ratsy? Izay tapa-kevitra hanao ny tsara kosa ho tian’ny olona foana sady tsy hivadihany.+