Ohabolana 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho hendry kokoa izay mbola tsy dia nahita fiainana,* rehefa sazina ny mpanesoeso,Ary hahazo fahalalana* ny hendry rehefa lasa lalin-tsaina.+ Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:11 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1988, p. 29
11 Ho hendry kokoa izay mbola tsy dia nahita fiainana,* rehefa sazina ny mpanesoeso,Ary hahazo fahalalana* ny hendry rehefa lasa lalin-tsaina.+