Ohabolana 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa kajikajiny tsara mantsy ny habetsahan’ny laninao. Hoy izy aminao: “Mihinàna, dia misotroa e!”, nefa tsy vokatry ny fony akory izany.* Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Efa kajikajiny tsara mantsy ny habetsahan’ny laninao. Hoy izy aminao: “Mihinàna, dia misotroa e!”, nefa tsy vokatry ny fony akory izany.*