Ohabolana 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Sao hanala baraka anao izay maheno anao,Sady ho lasa manely tsaho* ianao nefa tsy ho azonao tsoahana intsony ny teninao.
10 Sao hanala baraka anao izay maheno anao,Sady ho lasa manely tsaho* ianao nefa tsy ho azonao tsoahana intsony ny teninao.