-
Ohabolana 27:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hanana rononon’osy ampy hataonao sakafo ianao,
Sady ho ampy ho an’ny ankohonanao no ampy hiveloman’ny mpanompovavinao.
-