-
Mpitoriteny 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Mandreraka daholo ny zava-drehetra,
Ka tsy misy mahavita mitanisa an’izany.
Tsy leon’ny mijery ny maso,
Ary tsy leon’ny mihaino koa ny sofina.
-