Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ ary tsy ho vitany koa ny hanalava ny androm-piainany izay toy ny aloka,+ satria izy tsy matahotra an’Andriamanitra. Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:13 w97 15/2 17-18 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1997, p. 17-18
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ ary tsy ho vitany koa ny hanalava ny androm-piainany izay toy ny aloka,+ satria izy tsy matahotra an’Andriamanitra.