Mpitoriteny 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hadalana ny teny voalohany avoakan’ny vavany,+ ary hadalana mampidi-doza koa ny teny farany lazainy.
13 Hadalana ny teny voalohany avoakan’ny vavany,+ ary hadalana mampidi-doza koa ny teny farany lazainy.