Mpitoriteny 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Sambatra kosa ny tany raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakany, ary raha mihinana sy misotro amin’ny fotoana mety ny andrianany mba hahazo hery, fa tsy hoe mba ho mamo.+
17 Sambatra kosa ny tany raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakany, ary raha mihinana sy misotro amin’ny fotoana mety ny andrianany mba hahazo hery, fa tsy hoe mba ho mamo.+