Mpitoriteny 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Natao hampifalifaly ny sakafo, ary mahafinaritra erỳ ny fiainana rehefa misotro divay.+ Ny vola kosa no ahazoana an’izay rehetra ilaina.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:19 w98 15/5 4 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:19 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1998, p. 4
19 Natao hampifalifaly ny sakafo, ary mahafinaritra erỳ ny fiainana rehefa misotro divay.+ Ny vola kosa no ahazoana an’izay rehetra ilaina.+