Mpitoriteny 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aza manozona* ny mpanjaka na dia any an-tsainao* aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitra fatorianao aza. Fa na ny vorona* aza mety hitatitra an’izay nolazainao,* ary izay manana elatra mety hitantara an’izay noteneninao.
20 Aza manozona* ny mpanjaka na dia any an-tsainao* aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitra fatorianao aza. Fa na ny vorona* aza mety hitatitra an’izay nolazainao,* ary izay manana elatra mety hitantara an’izay noteneninao.