Mpitoriteny 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy fantatrao ny fiasan’ny hery mamelona ao amin’ny taolan’ny zaza ao an-kibon’ny* vehivavy bevohoka.+ Hoatr’izany koa fa tsy fantatrao ny asan’ilay tena Andriamanitra izay manao ny zava-drehetra.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:5 w25.06 16
5 Tsy fantatrao ny fiasan’ny hery mamelona ao amin’ny taolan’ny zaza ao an-kibon’ny* vehivavy bevohoka.+ Hoatr’izany koa fa tsy fantatrao ny asan’ilay tena Andriamanitra izay manao ny zava-drehetra.+