Mpitoriteny 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha ela velona ny olona iray, dia aleo izy hankafy an’izany taona rehetra iainany izany.+ Tokony hotsaroany anefa fa mety ho be dia be koa ny andro manjombona. Tsisy dikany daholo mantsy izay mbola ho avy.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:8 w06 1/11 15; w98 15/8 9 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:8 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2006, p. 1515/8/1998, p. 9
8 Raha ela velona ny olona iray, dia aleo izy hankafy an’izany taona rehetra iainany izany.+ Tokony hotsaroany anefa fa mety ho be dia be koa ny andro manjombona. Tsisy dikany daholo mantsy izay mbola ho avy.+