Tononkiran’i Solomona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara. Tononkiran’i Solomona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:9 yp 194 Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara.