-
Tononkiran’i Solomona 3:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Handeha hiarina aho, dia handehandeha eran’ny tanàna.
Aleo hotadiaviko eny an-dalambe
Sy eny amin’ny tany malalaka ilay olon-tiako.
Nitady azy aho fa tsy nahita.
-