Tononkiran’i Solomona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hitan’ny mpiambina aho, tamin’izy ireo nandehandeha nanao fisafoana tao an-tanàna.+ Dia hoy aho tamin’izy ireo: ‘Sao dia mba hitanareo ilay olon-tiako?’
3 Hitan’ny mpiambina aho, tamin’izy ireo nandehandeha nanao fisafoana tao an-tanàna.+ Dia hoy aho tamin’izy ireo: ‘Sao dia mba hitanareo ilay olon-tiako?’