Tononkiran’i Solomona 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Vao niala kely teo amin’izy ireo anefa aho,Dia hitako ilay olon-tiako. Notazoniko izy ka tsy navelako nandehaRaha tsy tongako tany an-tranon’i Neny,+Dia tao amin’ny efitranon’ilay niteraka ahy.
4 Vao niala kely teo amin’izy ireo anefa aho,Dia hitako ilay olon-tiako. Notazoniko izy ka tsy navelako nandehaRaha tsy tongako tany an-tranon’i Neny,+Dia tao amin’ny efitranon’ilay niteraka ahy.