Tononkiran’i Solomona 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Tena tsara tarehy ianao, ry malalako. Tena tsara tarehy ianao. Toy ny masom-boromailala ny masonao ao anatin’ny voalinao. Ny volonao kosa hoatran’ny andian’osyMiara-midina ny tendrombohitr’i Gileada.+ Tononkiran’i Solomona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 w06 15/11 19 Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2006, p. 19
4 “Tena tsara tarehy ianao, ry malalako. Tena tsara tarehy ianao. Toy ny masom-boromailala ny masonao ao anatin’ny voalinao. Ny volonao kosa hoatran’ny andian’osyMiara-midina ny tendrombohitr’i Gileada.+