-
Tononkiran’i Solomona 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Midìna avy eny an-tampon’i Amana,
Avy eny an-tampon’i Senira, eny an-tampon’i Hermona,+
Avy eny amin’ny tendrombohitra ipetrahan’ny liona sy ny leopara.
-