Tononkiran’i Solomona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Babonao ny foko,+ rahavako, ry ilay ampakariko.Babonao ny foko raha vao nitopy indray mandeha tetỳ amiko ny masonao,Raha vao hitako ny mason-drojo iray amin’ilay rojo iambozonanao.
9 Babonao ny foko,+ rahavako, ry ilay ampakariko.Babonao ny foko raha vao nitopy indray mandeha tetỳ amiko ny masonao,Raha vao hitako ny mason-drojo iray amin’ilay rojo iambozonanao.