Tononkiran’i Solomona 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Loharano ao an-jaridaina ianao, lavadrano misy rano madio,Ary rano mikoriana avy any Libàna.+